Entrée | eseka | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | [fr. échec] Kilalaon-tsaina misy efitrefitra 64 ka ny 32 (16 avy ny an-daniny sy ny an-kilany) no andaharana vato 6 karazana, ny roa voalohany amin' ireo dia ny mpanjakalahy sy ny mpanjakavavy. Samy manana ny fandehany avy ireo vato ireo ka mifampihinana; rahefa ny mpanjakalahy no lany dia izay no faharesena [1.1] | |
Explications en anglais | Chess [3.1] | |
échec [3.1] | ||
Vocabulaire | Jeu | |
Origine | Français: échec. | |
Anagrammes | akese, eseka |
Mis à jour le 2020/07/31 |