|
|
|
|

Teny iditra1  erikatra
Sokajin-teny  2  tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3 Manondro toerana somary lavidavitra ka manondro matimafy kokoa noho ny erỳ ary fampiasa indrindra amin' ny valin-teny: Aiza ianareo no mipetraka? Erikatra (sady tondroina ilay toerana) [1.1]

Fivaditsoratra  erikatra, 4 katirera, 5 raiketra

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12