|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  Emma    
Sokajin-teny  2  anaran-tsamirery (olona) [Fitanisana]
Kamban-teny rehetra  3 Emma Rasoaseheno

Teny iditra (2/2)4  EMMA
Sokajin-teny  5  anarana (fanafohezanteny) [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  6 jereo Ezaka Marina Mampandroso Antsika [3.1]
Ohatra  7  Mampanantena ny Malagasy sy ireo mpiaradia ao amin’ny Ezaka Marina Mampandroso Antsika (emma) ary ireo mpanohana ny tenanay fa mitohy hatrany ny asa ary miroso hatrany amin’ny fampandrosoana isika na inon-kidona na inon-kihatra. [5.mg.https://www.tiatanindrazana.mg/politique/dr-rasolovoahangy-roseline-emma-br-mila-mandray-fitondrana-aloha-10746.php]
Voambolana  8  Fikambanana

Fivaditsoratra  EMMA, 9 mame

Nohavaozina tamin' ny 2026/01/08