|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 elo mena |
| Singan-teny | 2 elo, 3 mena |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 elo natokana ho an' ny mpanjaka, ny zanak' andriana
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 parasol rouge réservé au souverain, aux princes
[1.3] |
| Ohatra |
7 Ny elony dia elomena makadiry, miravaka amborodao voamena
[2.649#]
8 Nanatitra, elomena sy zavatra, avy tamy ny Mpanjaka, izy sy ny Manamboninahitra sy ny Miaramila 40 lahy [2.59#] |
| Fivaditsoratra | elo mena, 9 Nemoela |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|