Entrée ekoatorianina
Partie du discours nom ou adjectif
Explications en malgache Ny firenena tompon-tany any amin' i Ekoatera (Amerika atsimo): Ny fambolena kakao no voaloham-bokatry ny Ekoatorianina
Momba an' i Ekoatera, an' i Ekoatera na avy any Ekoatera: Ny mponina ekoatorianina [1.1]
Explications en anglais Ecuadorian, Ecuadoran [3.1]
Explications en français équatorien, équatorienne [3.1]
Vocabulaire 
Origine Français: équatorien.
Analogues  Ekoatera

Mis à jour le 2020/07/31