Entrée drey
Partie du discours interjection [liste complète]
Explications en malgache Dray na Drey na Endrey na Adrey na Dray: tenim-piontanana voatonona amim-pahatairana raha misy mahagaga tsy nampoizina, na mahafaly tampotampoka, na misy maharary tsy aritra. (Ny tena ahalalana azy ho fanehoam-pahagagana, na hafaliana, na fangirifiriana anefa dia miankina amin' ny feo sy ny anononan' ilay olona miteny azy mbamin' ny fahitana ny endriny sy ny fihetsiny eo am-pitenenana). -- Indraidray ny dray dia atao solony tambinteny hoe: izaitsiizy na tokoa tokoa, ets.; ary ny fanao amin' izany dia ny Edrey, toy izao: Lafo dia dray izany peratrao izany! ~ Lafo dia edrey izany peratrao izany ! [1.10]
Exemples 
1izao no natao : Drey drey drey! [2.59]
2Fa rahefa izaho no mitondra, drey! [2.4]
3alahany eo aloha lahy izy telo mirahavavy, bikain'izy mivady avy eo aoriana, ka drey! [2.314]
Autres orthographes 

Mis à jour le 2020/07/31