Teny iditra dreniomby > reniomby (reny, omby)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay Vache qui a vêlé [1.3]
Voambolana 
Ohatra 
1Folo ihany ny ombinay : efa-dahy ombilahy mpiasa ary ombi-vavy enina, ka ny efatra reniomby fa ny roa vao vantony. [2.332]
2Ary fantaro avokoa izay reniomby amin' ireo omby arivo mitaiza ireo, sy izay reniny amin' ireto vadiko aman-janako ireto. [2.69]
Haiendriteny 
Tsotra reniomby, reniombiko, reniombinao, reniombiny, reniombintsika, reniombinay, reniombinareo, reniombin', reniombin-, reniombim-
Tovonana -dreniomby, -dreniombiko, -dreniombinao, -dreniombiny, -dreniombintsika, -dreniombinay, -dreniombinareo, -dreniombin', -dreniombin-, -dreniombim-
Ohabolana 

Teny iditra dreniomby > reniomby
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Betsileo] (de re : perçu ; et omby : boeuf ; nom de plusieurs plantes toxiques, que les boeufs évitent soigneusement). Ce sont surtout :
(1) Rhaphispermum gerardioides Benth. (Orobanchaceae). Signalé par Descheemaeker.
(2) Dialypetalum humbertianum E. Wimm. (Campanulaceae). Cette dernière riche en alcaloïdes non encore étudiée. Nom relevé en compagnie de M. Rakotoarisoa, pharmacien et maire d'Ambositra. [1.196]
Voambolana 
Anarana siantifika Dialypetalum humbertianum, Rhaphispermum gerardioides