|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  drakadraka
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Karazan-kaingo taloha fitondra an-doha; asiana rantsana mitsatoka eo amin' ny randram-bolo, ka mirangaranga toy ny sanga avo ny fijery azy, mifanahantsahana amin' ny diadema tatỳ aoriana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 an ornament worn on the head, used in the ceremony of circumcision [1.2]
Sampanteny 
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Voambolana  12  Fandram-bolo

Teny iditra (2/3)13  drakadraka
Sokajin-teny  14  anarana
Fanazavàna teny malagasy  15 Mpitsikilo, polisy miafina (taloha) [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  16 a soldier on the look out for the enemy. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  17 espion, agent secret, police secrète [1.3]
Voambolana  18  Miaramila

Teny iditra (3/3)19  drakadraka
Sokajin-teny  20  anarana
Fanazavàna teny anglisy  21 irregularity. [1.2]

Fivaditsoratra  drakadraka, 22 kadradraka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19