doublure   
dabolera
[fr. doublure] Sosony na saikiny zairina ao anatin' ny akanjo na ny satroka mba hampahateza ny eo ivelany ary hahatsara azy satria manenjana sy manatevina azy: Daboleran-tsatroka [Rajemisa 1985]
Doublure [Abinal 1888]
sosoke
Double, doublure  - > dobo, dofotse, roe [Poirot & Santio: Vezo]
sosona
couche; doublure [Hallanger 1974]
taranjana
doublure consolidant une étoffe, une natte [Abinal 1888]