Entrée don-tany (dona, tany)
Partie du discours expression
Définition malgache fiampangana olona mivantana izao ho nanao zavatra iray, loba hitsapana azy na nanao tokoa na tsia, kapo-tandroka [Rajemisa 1985]

Entrée dontany
Partie du discours nom
Définition malgache  [Tambahoaka] fomban-drazana [Rakotosaona 1972]

2009/11/16