Entrée donotra (dotra)
Partie du discours verbe passif
Définition malgache voadotra, dorana, levonina amin' ny afo: Nodonotra ny fitafian' ilay matin' ny areti-mifindra [Rajemisa 1985]
Traduction française brûlé, incendié, cuit, pressé fortement: Biriky tanimanga voadotra (Brique cuite) [Abinal 1888]
Morphologie 
donotra
donotro
donotrao
donony
donotsika
donotray
donotrareo
donotr'
dono-
donotry
nodonotra
nodonotro
nodonotrao
nodonony
nodonotsika
nodonotray
nodonotrareo
nodonotr'
nodono-
nodonotry
hodonotra
hodonotro
hodonotrao
hodonony
hodonotsika
hodonotray
hodonotrareo
hodonotr'
hodono-
hodonotry
Synonymes voadotra

Mis à jour le 2021/03/02