|
|
|
|

Teny iditra1  dongadonga
Fototeny  2 donga
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 Matavitavy kely ka hita botabota ny takolany, tanany, tongony [1.1]
Sampanteny 
Anarana :
Tovy hevitra  6 donga
Mpanahaka  7  botrabotra, 8  botrefona, 9  dofodofotra
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  11 dangodango, dongadonga

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02