|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 domozy |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 [Betsileo] maditra, kirina: Leha-domozy manao raha ko tsa haefa (Raha maditra manao zavatra dia tsy hahavita inona)
[1.78] |
| Fikambanana | 4 Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how domozy |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04 |
|