|
|
|
|

Teny iditra1  dolelaka
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Koka lava, feo tokana lavareny rehefa miantso
4 Fiantsoana olona ka halavaina na tarihina ho lava ny fanononana ny vaninteny farany amin' ny anarany na ampiana zana-peo toy ny a, ò! (ankehitriny) [1.1]
Voambolana  5  Feo

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12