Entrée dohataona > lohataona (loha, taona)
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Fizarantaona voalohany amin' ny taona fa miantomboka maniry na mitsiry daholo amin' io ny zavamaniry nihintsana tamin' ny ririnina, miseho lalandava ny masoandro ka betsaka ny hainandro ary mafana ny andro; hatramin' ny volana Septambra ka hatramin' ny Novambra no faharetan' ny lohataona, izay dimbiasan' ny fahavaratra
Explications en anglais  [Hallanger 1973] springtime
Explications en français  [Hallanger 1974] printemps
Vocabulaire 
Mots composés, titres, noms 
Analogues  fahavaratra ~ fararano ~ ririnina
Exemples 
1 [Dahle: Angano] fa lohataona ny andro izao, ka miongy ny vahoaka;
2 [Ndema: Antakay, page 8] fa raha kankafotra no mikoka, efa lohataona ny andro;
Citations