|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 dohaka |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Mpirehaka, mpirehareha ho manao izao sy izao.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
4 prodigue par vanité, hâbleur, charlatan
[1.3#111] |
| Sampanteny |
|
| Teny iditra (2/2) | 16 dohaka |
| Sokajin-teny | 17 anarana na mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
18 Enti-milaza feo mangoboka sy mitrena
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
19 éclat d'une voix forte, sourde, braillarde, son des bourdons, des timbres, des grandes horloges ; rauque, cassé
[1.3#112] |
| Sampanteny |
|
| Voambolana | 26 Feo |
| Fikambanana | 27 Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how dohaka |
| Fivaditsoratra | dohàka, dohaka, 28 hodaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/15 |
|