Entrée | doha > loha | ||||||||
Partie du discours | nom | ||||||||
Définition malgache | Faritra ambony indrindra amin' ny tenan' ny olombelona -- ary aloha indrindra kosa ho an' ny biby -- izay mizara roa: ny eo anoloana misy ny maso, orona, sofina, vava, ary ny ao an-damosina rakotry ny volo, fa ny ao anatiny kosa misy ny ati-doha fototry ny fihontsonana sy ny fisaintsainana ary ny finiavana: Nianjera izy ka vaky ny lohany (raha ny ao anatin' ny loha no lazaina, dia ny teny hoe andoha no ampiasaina: Marary ny andohako; jereo Andoha ¶ Saina: olona kely loha koa izay nametraka itỳ teto ¶ Lehibe mpitarika: Rainivoanjo no lohany tamin' io raharaha ratsy io ¶ Tendrony aloha amin' ny zavatra iray: Nifatratra tao anaty zozoro ny loha lakana ¶ Karazana: Maro loha ny sakafo narosony ho anay [Rajemisa 1985] | ||||||||
Traduction anglaise | the head; the front part [Hallanger 1973] | ||||||||
Traduction française | la tête; la partie avant [Hallanger 1974] | ||||||||
Vocabulaire | Biologie | ||||||||
Dérivations |
| ||||||||
Morphologie |
| ||||||||
Mots composés, titres, noms |
| ||||||||
Citations | Proverbes contenant le mot loha | ||||||||
Articles | Randzavola: loha ao amin' ny Baiboly | ||||||||
Toponymie | |||||||||
![]() |