|
|
|
|

Teny iditra1  dofitra
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Enti-milaza fidonana amin-javatra, fiantraika na fipokan' ny zavatra roa, saingy ny iray manatona fa ny iray donina tsy mihontsina eo am-pitoerana fotsiny, na ny iray mandona mievotra fotsiny nony midona amin' ilay iray hafa. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 root of voadofitra, dofirina, midofitra, mandofitra, andofirana, fidofitra [1.2#124]
Fanazavàna teny frantsay  5 choc des projectiles, des fardeaux, des navires, des embarcations [1.3#111]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :

Fivaditsoratra  15 difotra, dofitra

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19