Entrée diminambatry (dimy, ambatry)
Partie du discours nom
Explications en malgache Anaram-bola madinika fahiny izay dimy ampaharoa amby fitopolon' ny ariary, mitovitovy lanjambidy amin' ny lasiray sy varifitoventy [Rajemisa 1985]
Explications en anglais [ambatry, a kind of seed] fourpence less a sixth [Richardson 1885]
Vocabulaire 

Mis à jour le 2020/07/31