Entrée dimbin > limby
Partie du discours nom
Explications en malgache (araka ny finoana katolika) Toerana nisy ny olo-marina maty talohan' ny namohan' i Jesoa-Kristy ny lanitra; toerana misy ny zaza tsy manan-tsiny maty tsy vita batemy [1.1]
Vocabulaire 
Origine Français: limbes.

Anagrammes 

Entrée dimbin > dimby
Partie du discours nom
Explications en malgache Olona mitana ny toerana ary manohy ny asan' ny teo aloha sy mamelo-maso azy: Ny zanany lahy no dimbin-dRakoto
Solo: Tsy ho tsara fanahy ohatra azy akory ny dimbin' io mpampiasa io [1.1]
Explications en anglais Succession, substitution, change; a child. See solo, sosoka [1.2]
 A successor, a replacement [1.7]
Explications en français Successeur, remplaçant [1.8]
 Rejet, gourmand ; nom général des pousses vigoureuses qui repartent du pied d'un arbre ; taillis obtenu après la coupe à blanc d'un reboisement. [1.196]
Exemples Dimby hajan' ny voninahitra io. [2.245]
Vocabulaire 
Dérivés 
Mots composés 
Proverbes 