|
|
|
|

Teny iditra1  dilorina
Fototeny  2 dilotra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Kosehina, kitrohina, ampifampikasohina:
5 Rehefa manasa io tavy io ianao, dilory tsara mba ho afaka ny loto [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 to be rubbed so as to creak [1.2]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  11 andilory, dilorina, 12 lodirina

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17