|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 DIEM |
| Sokajin-teny | 2 anarana (fanafohezanteny) [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Dikanteny Iombonana Eto Madagasikara.
4Ny Baiboly Diem : Testamenta Taloha sy Testamenta Vaovao miaraka amin'ny Boky Deoterokanonika na Apokrifa, nadika avy tamin'ny teny hebreo sy grika ho amin'ny teny malagasy ofisialy ankehitriny. [3.1] |
| Voambolana | 5 Soratra Masina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|