|
|
|
|

Teny iditra1  didy foitra
Singan-teny  2 didy, 3 foitra
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 Fandidiana, eo am-pahaterahan' ny zaza, an' ilay tady nifandraisany tamin-dreniny nandritra ny mbola naha-tao ankibo azy
6 Famorana, fora, fandidiam-poitra, fanikinan-jaza, hasoavana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 the cutting of the navel string of newly-born children; also used in speaking of circumcision when women are present [1.2#114]
Fanazavàna teny frantsay  8 circoncision
9 action de couper le cordon ombilical [1.3]
Voambolana  10  Fahasalamana
Tsipelina hafa  11 didifoitra

Fivaditsoratra  12 didifoitra, didy foitra

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12