Entrée diabeta
Partie du discours nom
Explications en malgache [fr. diabète] Aretina azo fantarina amin' ny fivoahan' ny siramamy amin' ny fivalanan-drano, fa ny mahatonga azy kosa dia avy amin' ny sarakaty tsy afaka mandevona ny siramamy rehetra amin' ny sakafo ka lasa mivoaka amin' ny fivalanandrano ireo siramamy tsy levona [1.1]
Vocabulaire 
Origine Français: diabète.

Mis à jour le 2020/07/31