|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  deka
Sokajin-teny  2  Tsy lazaina
Fanazavàna teny anglisy  [1.2]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :

Teny iditra (2/3)4  deka
Sokajin-teny  5  anarana
Fanazavàna teny malagasy  6 sabaka ranjo [Bara] [1.78]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Anarana :
Tovy hevitra  11 leka

Teny iditra (3/3)12  de
Sokajin-teny  13  anarana
Fanazavàna teny malagasy  14 Lefitra ambany amin' ny laharam-boninahitra
15 Miaramila na manamboninahitra lefitra, atokana ho mpanampy sy ho fanirakiraky ny manamboninahitra ambony. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  16 an aide-de-camp [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  17 Aide-de-camp [1.3]
Ohatra  18  Mahazo miteny tsy amin-tahotra - hoy ny Governora - Zazalahy mahatoky ny deka, namako. [2.270#]
19  Ary izahay deka taminy, dia nomeny ho dekan dRainilaiarivony Prime Minister sy Commander in Chief. [2.59#]
Tsipelina hafa  20 daika, dekana
Kamban-teny rehetra  21  Fikambanana 4 amin' io teny io

Fivaditsoratra  dekà, deka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21