|
|
|
|

Teny iditra1  danihina
Fototeny  2 danika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 May, voadoro, asian' ny herin' ny hafanana:
5 Danihin' ny andro aho eto fa aoka hihisakisaka any ho any [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 to be oppressed by the heat of the day [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  7 Qui est chauffé, brûlé par le soleil [1.3]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  12 andahiny, danihina, 13 dinahina

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17