|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  dana
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 marina, tsara [Taimoro] [1.78]
Fanazavàna teny anglisy  4 an expression which conveys the idea of exactness, as:
5 (folo dana, just ten) ; (maito dana ny ainy his life was cut off in a moment).
6 Comp. daina [Provincial] [1.2]
Mpanahaka  7  daina

Teny iditra (2/3)8  dana
Sokajin-teny  9  anarana
Fanazavàna teny frantsay  10 nom d'une espèce de palmier. [Tankarana] [1.19]
11 (de l'adjectif dana : ouvert en éventail ; allusion à la forme des feuilles).
12 Palmier proche du satramira mais à fruits beaucoup plus petits.
13 Les feuilles sont employées en sparterie : sacs grossiers, nattes, « sobika », chapeaux, etc.
14 Peut-être une simple forme écologique d'Hyphaene shatan Bojer ex Dammer (Arecaceae). [Tsimihety] [1.196]
Voambolana  15  Haizavamaniry: hazo palma
Anarana ara-tsiansa 

Teny iditra (3/3)17  Dana
Sokajin-teny  18  anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  19 Dan [2.996]
Fanazavàna teny frantsay  20 Dan [2.996]
Ohatra  21  Ary nahoana dana no nitoetra tany an-tsambo? [2.996]
Voambolana  22  Soratra Masina
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly  23 Toko sy andininy momba Dana

Fivaditsoratra  24 Adna, 25 anda, Dana, dana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21