|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 dabolera |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 [fr. doublure] Sosony na saikiny zairina ao anatin' ny akanjo na ny satroka mba hampahateza ny eo ivelany ary hahatsara azy satria manenjana sy manatevina azy: Daboleran-tsatroka
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 the lining of garments, hats, etc. [Fr. doublure]
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 Doublure
[1.3] |
| Voambolana | 6 Toe-karena: zaitra |
| Fivaditsoratra | dabolera, 7 Lo-debara |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08 |
|