|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 botraika |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Di-doha, fanaovan-javatra an' aina, an-kery fotsiny, fa tsy mitady izay mety hahasoa hahatsara aradrariny: Manao botraika fotsiny no hain-dRabe fa tsy mba mitady izay rindrany izy
[1.1] |
| Fikambanana | 4 Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how botraika |
| Ohabolana | 5 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/03/07 |
|