|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 boriborina |
| Fototeny | 2 boribory |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Atao boribory, tsy asiana motiny na ambiny kely mihoatra, na banga hofenoina:
5 Boriborio ho ariary zato re ny vidin' itỳ latabatra nataonao folo amby zato itỳ [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 to be made round, to be made spherical, to be made circular
[1.2#102] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 qu'on arrondit
[1.3#90] |
| Haiendriteny |
|
| Fivaditsoratra | boriborina, 12 robirobina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|