|
|
|
|

Teny iditra1  borabora
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Ratsy fehy, malemy fatotra:
4 Boraborany fehin' ny entana fa ataovy mafimafy aloha vao mandeha
5 Vaventy fa malemy:
6 Zazalahy borabora / Naivo vaventy fa kely aina
7 Mihanja vatana, na ratsy fitafy:
8 Borabora fitafy lava izao iny olona iny
9 Malai-mihetsika, mitavozavoza:
10 Olona borabora amin' izay rehetra ataony Rakoto [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  11 slack, loosely tied; inert, not firm, flabby. See rebareba, rerarera [1.2]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :

Fivaditsoratra  borabora, 31 robaroba

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17