|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  boñaky
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 [Bara] landihazo na volomborona na landy voatsikera ka mibohaka [1.78]

Teny iditra (2/2) 4  bonaky
Sokajin-teny  5  anarana
Fanazavàna teny malagasy  6 [Antesaka] fibontsinana [1.78]
Fanazavàna teny frantsay  7 [Antesaka] état de ce qui est gonflé [1.82]

Fivaditsoratra  bonaky, boñaky, 8 bonika, 9 kabino, 10 kobany

Nohavaozina tamin' ny 2026/03/06