|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  -bolo
Sokajin-teny  2  endritenin' ny hoe volo

Teny iditra (2/3)3  bolo
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 afo [Bara] [1.78]
Kamban-teny rehetra  6 vaim-bolo
Ohabolana  7  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (3/3)8  bolo
Sokajin-teny  9  anarana
Fanazavàna teny frantsay  10 (prononciation locale de volo) Nom générique des bambous et grandes Graminées à tige rigide. [Betsileo, Tanala] [1.196]
Voambolana  11  Haizavamaniry

Fivaditsoratra  bolo, 12 lobo

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09