Entrée | bolantany (bola, tany) | ||||
Partie du discours | nom | ||||
Explications en malgache | [ bolan-tany ] Anarana omena itỳ tany onenantsika itỳ amin' ny maha-planeta azy, iray amin' ireo sivy mihodidina ny masoandro; miendrika bola somary fisaka eo amin' ny tendrony roa ny bikany, ka mirefy 6.378.388 m, ny tanany mankany amin' ny ekoatera, ary 6.366.912 m. ny mankany amin' ny tendron-tany [1.1] | ||||
Explications en français | Sphère terrestre, globe terrestre [1.13] | ||||
Vocabulaire | Géographie: (en général) | ||||
Mots composés |
| ||||
Mis à jour le 2023/05/19 |