|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 bodobodony |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Mpanao toetr' ankizy, be haitraitra
4 Vaventiventy mahafatifaty toy ny zazakely [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 childish, behaving in a childish manner.
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 enfantin, qui a les manières, les caprices des enfants
[1.3] |
| Fivaditsoratra | bodobodony, 7 dobodobony |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|