Entrée bodiondry > vodiondry (vody, ondry)
Partie du discours nom
Définition malgache Vola omen-dRazazalahy ny ho rafozany aorian' ny fangatahany an-dRazazavavy. heverina ho anisan' ny fototry ny fanambadianaka nahatonga ho mahamenatra ny "mitari-bady tsy lasam-bodiondry" -- Ny vodiondry dia natao koa hoe "hajam-bolana". [Rajemisa 1985]
Définition anglaise [ vody ondry ] the bride price [Hallanger 1973]
Définition française [ vody ondry ] présent donné aux parents de la fiancée [Hallanger 1974]
Mots composés, titres, noms 
Exemples Eny, fa veloma ho ela velona anie ny mpanjaka, fa raha ela velona amy ny fanjakany izy, dia hisy vohitra maro foana hataoko vodiondry ho anao. [Rabezandrina: Ikotofetsy]
Citations