|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 beriberia |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 [fr. béribéri] Aretina mahatonga reraka sy malemy ary manirano eo amin' ny ranjo, vokatry ny tsy fisian' ny vitamina
[1.1] |
| Voambolana | 4 Fahasalamana |
| Fivaditsoratra | 5 arebireby, beriberia |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|