|
|
|
|

Teny iditra 1  beminahy
Sokajin-teny  2  anarana hita ao amin' ny ohabolana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3 olona tsy hendry loatra, izay nanao zavatra mahatsikaiky, toy ny hoe: kiraro samy hafa no ataony indray mitondra, na ny ila tongony ihany no asiany kiraro [1.10]
Fikambanana  4  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how beminahy
Ohabolana  5  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/13