|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  -bela
Sokajin-teny  2  endritenin' ny hoe vela
Ohatra  3  Diso paika ka matim-bela. [2.643]
4  dia voatery hihinam-bela fanindroany, fanintelony. [2.643]

Teny iditra (2/3)5  bela
Sokajin-teny  6  anarana
Fanazavàna teny frantsay  7 (pour belaka : ouvert en grand ; allusion aux fleurs en forme d'entonnoir). Ipomoea batatas Poir. (Convolvulaceae) ; un des nombreux noms de la patate douce. [Betsileo, Sakalava, Tsimihety] [1.196]
Voambolana  8  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Teny iditra (3/3)10  Bela
Sokajin-teny  11  anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  12 Bela [2.996]
Fanazavàna teny frantsay  13 Béla [2.996]
Ohatra  14  Mangaihay bela, raiki-tahotra Merodaka! [2.996]
15  Ary ny taranak' i bela dia Arda sy Namana; [2.996]
Voambolana  16  Soratra Masina
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly  17 Toko sy andininy momba Bela

Fivaditsoratra  bela, Bela

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21