|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  behatoka
Singan-teny  2 be, 3 hatoka
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 Anaram-bola frantsay, ilay niasa tamin' ny andron' i Louis XIII sy Charles X, izay nampiasaina koa ho farantsa taty Madagasikara, mitovy amin' ny Tsanganolona, Tanamasoandro, Malamakely.,.; be hatoka ny fahitana ny mpanjaka tamin' ireo vola ireo, ka izany no nahatonga ny anarany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 a kind of dollar [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  7 à forte tête, à grosse nuque. Les pièces de cinq francs à l' effigie de Louis XVIII et de Charles X de France, à cause de la forte tête des Bourbons [2.415#6619]
8 la nuque, la partie arrière de la tête [1.196]
Ohatra  9  ny vola behatoka dia mbola vola frantsay koa, ilay niasa tamin' ny andron' i Louis XIII sy Charles X: be hatoka no fijerin' ny Malagasy ny sarin' ireo mpanjaka ireo teo amin' ny vola. [2.436#]
10  Ny amy ny vola 160 Ny vola, na ngita, na tanamasoandro, na tsanganolona, na tokazo, na malamakely, na behatoka, na tombotsisina, dia atao - 106 - - 407 - mitovy ny fandraisana azy, na ny fanakalozan' azy, raha samy tsara; [1.123#]
Voambolana  11  Toe-karena: ara-bola ary fitantanana

Teny iditra (2/3)12  behatoka
Singan-teny  13 be, 14 hatoka
Sokajin-teny  15  anarana
Fanazavàna teny anglisy  16 an inferior kind of rice [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  17 Nom d'un riz sauvage : Oryza longistaminata A. Chev. & Roehr. (Poaceae). [1.196]
Voambolana  18  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Teny iditra (3/3)20  behatoka
Singan-teny  21 be, 22 hatoka
Sokajin-teny  23  anarana
Fanazavàna teny anglisy  24 A species of tobacco with long stalks [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  25 Variété de tabac ayant au sommet une tige très épaisse et de gros noeuds ; elle aime les sols marécageux. On la cultive pour la production du tabac à chiquer malgache. [Merina] [1.196]
Voambolana  26  Haizavamaniry

Fivaditsoratra  behatoka, 27 betohaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09