Entrée bazary
Partie du discours nom
Définition malgache Teny ilazana ny tsena (indrindra any amorontsiraka) izay mazàna tranoheva malalaka [Rajemisa 1985]
Vocabulaire 
Origine Français: bazar.
Autres orthographes 
Exemples Tahaka izao ary ny fandaniana isan-tsokajiny, fananana sy servisy, araka ny hita ao anaty taty bazary. [SeFaFi , 2008/09/12]

Mis à jour le 2020/07/31