|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 -bavy |
| Sokajin-teny | 2 endritenin' ny hoe vavy |
| Teny iditra (2/2) | 3 bavy |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 Teny iantsoan' ny anadahy ny anabaviny rehefa miresaka:
6 Aza misahirana manao sakafo ho ahy, ry bavy, fa efa nihinana aho fony niala tany an-trano [1.1] |
| Voambolana | 7 Teny fanajana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|