|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  barera
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Roraka, tsy fahazakan-tena na tsy fahazakan-damba [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 root of mibarera [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  5 lâche, traînant, débraillé [1.3]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :

Teny iditra (2/2)21  barera
Sokajin-teny  22  anarana
Fanazavàna teny malagasy  23 vehivavy [Bara] [1.78]
Fanazavàna teny anglisy  24 a woman [Provincial] [1.2]

Fivaditsoratra  barera, 25 rarabe

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17