|
|
|
|

Teny iditra1  baramina
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 [fr. barre à mine] Anja-by atao fanoitra na fandoahana ny vato hapoaka [1.1]
Voambolana  4  Fitaovam-piasana

Fivaditsoratra  5 anambary, baramina, 6 mañabira, manabira, 7 manaraby, 8 mibaraña

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21