|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 barakay |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Baiko-miaramila enti-milaza fandravana laharana
[1.1] |
| Voambolana | 4 Miaramila |
| Teny iditra (2/3) | 5 barakay |
| Sokajin-teny | 6 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
7 mikorontana
[Taimoro]
[1.78] |
| Tovy hevitra | 8 barakaika |
| Teny iditra (3/3) | 9 barakay |
| Sokajin-teny | 10 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
11 rava
[Bara]
[1.78] |
| Tovy hevitra | 12 barakaiky |
| Fivaditsoratra | 13 akabary, barakay, 14 Barakia |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|