|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 barabara |
| Fototeny | 2 bara |
| Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Fampiasa matetika kokoa noho ny hoe bara: Farina (feo): Barabara feo ianao izany
5 Tsy ampiampy (saina): Olona barabara saina [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 hoarse, having a rough voice; foolish. See farimpeo
[1.2] |
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 8 Fikambanana 2 amin' io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 9 barabara |
| Sokajin-teny | 10 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
11 mitavozavoza
[Taisaka]
[1.78] |
| Fanazavàna teny frantsay |
12 maladroit, qui gâche tout ce qu'il fait
[Taisaka]
[1.82] |
| Ohatra |
13 fa raha ny be sy ny maro kosa dia mbola barabara avokoa : ny tokantranony maloto, ny fitafiany ratsy sady tsy ampy
[2.113#]
|
| Fivaditsoratra | barabara, 14 rabaraba |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|