|
|
|
|

Teny iditra1  baorina
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 [fr. borne] Tsatobato efa-joro lavalava famaritana ny tany misy tompony ary voasoratra any amin' ny fanjakana:
4 Tany vita baorina
5 Tsato-bato misy tarehimarika milaza ny isan' ny kilaometatra mampisaraka toerana na tanàna roa [1.1]
Sary 

Fivaditsoratra  6 Abirona, baorina, 7 boriana, 8 irobana, 9 robaina

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17