|
|
|
|

Teny iditra 1  baondy
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Anaran-karatra filalaovana misy sary tokana eo afovoany (kodiadiam-borona na efa-joro na fo na fon' omby mainty), ka heverina mazàna fa anisan' ny tsara indrindra amin' ny vato [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 the ace in playing cards. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  5 as [1.13]
Voambolana  6  Kilalao
Fikambanana  7  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how baondy
Sary 

Fivaditsoratra  9 badony, baondy, 10 bodany, 11 Dibona

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19