|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  bambana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 toerana ranoiray sady tsy hita fara: Ny sambo dia mivoaka avy amin' ny seranana ka miditra amin' ny bambana [1.10#B.46]
4 toerana midadasika tsy hita faritra; faritra tsy taka-drefy [1.62]
Fanazavàna teny anglisy  5 a boundless space [Provincial] [1.2]
Ohatra  6  Vao mitazana eo an-davarangana ianao dia bambana tsy taka-maso no indro tazanao [1.62]
Kamban-teny rehetra  7  Fikambanana 6 amin' io teny io

Teny iditra (2/2)8  bambaña
Sokajin-teny  9  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  10 adaladala [Tambahoaka] [1.78]

Fivaditsoratra  bambaña, bambana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21