|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 balita |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 voky sakafo ny kibo
4 vetaveta, ratsy fitondran-tena: Tovolahy balita saina [1.1] |
| Sampanteny |
|
| Mpanahaka | 6 amboafitritra, 7 batritra, 8 fotsyfanahy, 9 katritra, 10 mialikalika, 11 miangiangy, 12 mitritratritra, 13 olonatsyampoka, 14 tsymanjary |
| Teny iditra (2/2) | 15 balita |
| Sokajin-teny | 16 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
17 anaram-bosotra fanome zaza kelikely sady badobado
[1.1] |
| Fivaditsoratra | balita, 18 talaby |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/31 |
|